Entry | 1 ranomanitra |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 rano, manitra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Rano amboarina amin' ny zavamaniry misy fofona mantra ka atao amin' ny akanjo na hanosorana ny tena |
Explanations in English |
5 [1.2] [rano manitra]
Eau-de-Cologne or any other scent. 6 [1.7] perfume, toilet water |
Explanations in French |
7 [1.8] parfum 8 [1.196] eaux de senteur ; le plus souvent aujourd'hui l'eau de Cologne du commerce |
Examples |
9 [2.4] Amin' izay eo ny ranomanitra midofaka avy amin' ny faritra rehetra voakasik' ilay vehivavy.
10 [2.470] Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy menaka fanosotra sy mahamandimandina endrika izy. 11 [2.470] Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy menaka fanosotra sy mahamandimandina endrika izy. |
All compound words |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |